JIRAMA: hiakatra tsy ho ela ny vidin’ny jiro sy rano.

0
128

Hampiakatra ny vidin’ny jiro sy rano ny orinasa JIRAMA, afaka fotoana fohy raha ny nambaran’ny Minisitry ny Angovo sy ny Solika Atoa HORACE Gatien. Misedra faty antoka ny orinasa ankehitriny no antony izay.

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •   
  •   
  •   
  •  

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici