Azo lazaina fa nahomby ny ady sisika na « plaidoyer » nataon’ny GSDM momba ny fitakiana ny fampidirana sy fanaovana ny « agroécologie » ho laharam-pahamehana mba hampaharitra...
Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny fampidirana ny “agro-écologie” ho taranja hianarana eny anivon’ny sekoly manerana Nosy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena sy ny GSDM, fikambanana matihanina...
Tsara kokoa ny vokatra tamin’ny fampiasana ny mucuna. Isan-taona dia manao tomban’ezaka ny asa vita nandritra ny taom-pianarana, momba ny tetikasa ny fampidirana ny...