SAMPANA SOSIALY FANANTENANA ( FAFI V ) : Nanome fanampiana ho an’ny mponina eny amin’ny La Reunion kely.

6
73

Mitohy ny asa sosialy ataon’ny sampana sosialy FANANTENANA ao anatin’ny fikambanana FAFI V. Araka ny fangatahan’ny maro, tsy hijanona amin’ny boriboritany faha-5 intsony ny asa fanasoavana ataon’izy ireo fa hisokatra amin’ny boriboritany enina eto Antananarivo renivohitra. Nisantaran’izy ireo izany ny teny amin’ny La Reunion kely Ampefiloha. Nidina ifotony izy ireo nizara fanapiana ara-bola isan-tokatrano izay notarihan’ny filohany Hanitriniala RAHOLDINA niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ary teo ambany fiahian’i Naivo RAHOLDINA filohan’ny FAFI V. Marihana fa miisa 100 mahery ireo tokatrano nahazo fanampiana. Natao izao fanapahan-kevitra izao mba tsy hisian’ny mpanelanelana intsony izay tsy nahitam-bokany satria nisy fotoana ny sampana sosialy nanampy ny boriboritany hafa tamin’ny alalan’ny fikambanana tsy miankina. Nanome vola azy ireo izay mitentina 3.000.000 Ariary nefa tsy hita soritra ny fanatanterahana ny asa.

Ny tanjon’ny sampana, manampy ny sahirana. Ny teny filamatry izy ireo ny hoe : « miaro sy manasoa vahoaka »

Ankoatra izay, nitaraina sy nanazava tamin’ny filohan’ny sampana sosialy FANANTENANA sy ny solombavambahoaka Naivo RAHOLDINA ireo mponina monina eny nohon’ny fampanantenana sy ny famitahana nafitsoky ny fikambanana hafa.

Nitsidika ny teny amin’ny tsenan’Anosibe ihany koa izy ireo nijery ny fomba fiainan’ireo mpivarotra ary nihaino ny hetahetan’izy ireo mba hijerena ny hifanampiana.

Interview : Hanitriniala RAHOLDINA

 

Interview : Mponina eny amin’ny La Reunion Kely

 

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

VIDEO :

Interview : Hanitriniala RAHOLDINA

[embedplusvideo height= »370″ width= »570″ editlink= »http://bit.ly/1WeKHyA » standard= »http://www.youtube.com/v/vn-5Qw5QjEU?fs=1″ vars= »ytid=vn-5Qw5QjEU&width=570&height=370&start=&stop=&rs=w&hd=0&autoplay=0&react=1&chapters=&notes= » id= »ep1905″ /]

Interview : Mponina eny amin’ny La Reunion Kely

[embedplusvideo height= »370″ width= »570″ editlink= »http://bit.ly/1WeKKKL » standard= »http://www.youtube.com/v/EIwXeJCeuC4?fs=1″ vars= »ytid=EIwXeJCeuC4&width=570&height=370&start=&stop=&rs=w&hd=0&autoplay=0&react=1&chapters=&notes= » id= »ep3857″ /]

SARY :

[image_sliders]
[image_slider link= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-1.jpg » source= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-1.jpg »] SAMPANA SOSIALY FANANTENANA ( FAFI V ) [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-2.jpg » source= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-2.jpg »] SAMPANA SOSIALY FANANTENANA ( FAFI V ) [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-3.jpg » source= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-3.jpg »] SAMPANA SOSIALY FANANTENANA ( FAFI V ) [/image_slider]
[image_slider link= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-4.jpg » source= »http://canalnewsmadagascar.com/wp-content/uploads/2016/02/LA-REUNION-KELY-4.jpg »] SAMPANA SOSIALY FANANTENANA ( FAFI V ) [/image_slider]
[/image_sliders]

 

  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
  •   
  •   
  •   
  •  

6 Commentaires

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici