CROIX ROUGE MALAGASY: Ny fanalefahana ny voka-dratsy ateraky ny loza voajanahary.

0
257
Spread the love

Ny fametrahana trano fonenana   sy toerana azo antoka no fepetra iray ahafahana mampihena ny voka-dratsy ateraky ny  loza voajanahary. Noresahana nandritra ny atrik’asa fiofanana nataon’ny Croix Rouge Malagasy ny 05 ka hatramin’ny 07 septambra 2017 ny fampiharana izany eny amin’ireo toerana marefo.

Ankoatra ny fanampian’ireo mpiantsehatra ny mponina iharan’ny loza, mila omena andraikitra ihany koa ny vahoaka mba hanalefahana ny voka-dratsy noho ny loza voajanahary. “Ny fifampizarana teo amin’ireo mpiantsehatra misahana fiatrehana loza voajanahary no ahafahana manatanteraka ny tetikasa PASSA”.

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici