CEINTURE VERTE: Mampianatra momba ny fikarakarana voninkazo.

0
503
Spread the love

Voninkazo maro loko amin’ny endriny isan-karazany no haranty eny amin’ny tranom-bokim-pirenena Anosy.  Hatramin’ny sabotsy faha-26 ny volana aogositra 2017 ho avy izao vao hifarana ny varotra fampirantiana ataon’ny fikambanana Ceinture Verte.

Amin’ny maha fikambanana ivondronan’ireo mpikarakara voninkazo, “hizara ny traikefa momba ny fambolena voninkazo ny Ceinture Verte, rahampitso 25 aogositra”, arak any fanazavany Riana RANDRIANARISOA, mpikambana ao amin’ny Ceinture Verte.

Ho fanamarihana ny fankalazana ny faha-10 taona nijoroan’ny fikambanana ity hetsika ity, izay nanomboka ny 23 aogositra teo.

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici