ANTANANARIVO CITY GUIDE : Hanampy ny mpizahatany hitsidika an’Antananarivo.

0
261
Spread the love

Matetika, andalovan’ireo mpizahatany fotsiny Antananarivo, renivohitry i Madagasikara. Izany indrindra no namoahan’i  MAD’ACTIVITE PRODUCTION ny boky ANTANANARIVO CITY GUIDE mba am-pahafantarana an’Antananarivo. Hita ao amin’ity boky ity ireo trano fandraisam-bahiny, ny trano fisakafoanana isan-karazany. Eo ihany koa ny toerana azo hividianana entana vita Malagasy, ny hetsika isan-karazany misy eto amin’ity renivohitra ity, hoy ny tale ara-barotra Narindra RAMIANDRASOA.

Tsy mijanona amin’ny fampahafantarana an’Antananarivo ihany anefa izy ity fa i Madagasikara mihitsy mba hanintona ny mpizahatany vahiny na Malagasy. Betsaka ny toerana mbola tsara tokony ho fantatr’ ireo.

Ankoatra io boky io, misy ihany koa ny « application » atao amin’ny finday hitari-dalana azy ireo.

Nirina RAKOTOMIARINTSOA

VIDEO :

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici